The Four Questions French-Malagasy version

En quoi cette nuit est-elle différente de toutes les nuits,

Fa alina inona izao no hafa amin’ny alina rehetra,

1. de sorte que toutes les nuits nous ne trempons pas même une fois, alors que cette nuit [nous le faisons] deux fois ?

1. ireo alina rehetra tsy manadroboka na indray mandeha aza isika, nefa ity alina ity dia indroa (isika no manao izany) ?

2. de sorte que toutes les nuits nous mangeons du ‘Hamets ou de la Matsah, alors que cette nuit seulement de la Matsah ?

2. ireo alina rehetra dia mihinana mofo misy lalovay na ny mofo tsisy lalovay isika, nefa kosa ity alina ity dia ny matsah ihany ?

3. de sorte que toutes les nuits nous mangeons toutes les sortes de légumes, alors que cette nuit des herbes amères ?

3. ireo alina rehetra dia mihinana ireo karazana legioma rehetra isika, nefa kosa ity alina ity dia ireo anana mangidy ihany ?

4. de sorte que toutes les nuits nous mangeons assis ou accoudés, alors que cette nuit nous sommes tous accoudés ?

4. ireo alina rehetra dia mihinana eo am-pipetrahana na miorirana amin’ny kiho isika, nefa kosa ity alina ity dia miorirana amin’ny kiho avokoa isika rehetra ?